Soa i Madagasikara

Podcasts sur Madagascar proposés par la webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.

RSS iTunes
Akon'i Gasikara - 29 Marsa 1947

2024-03-29

Hatramin'ny fahafantaran'ny Malagasy fa mizaka zo-pirenena frantsay ny Filoha Andry Rajoelina, dia maro ny feo manakiana fa tsy mendrika ny hanamarika ny tsingeri-taona fahatsiarovana ny tolona nataon'ny Malagasy nitaky fahaleovan-tena ny Vazaha.

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 5 MB - Durée: 5:47m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Herisetran'ny mpitandro filaminana

2024-02-21

Herisetran'ny mpitandro filaminana sy fanitsakitsahana ny zon'olombelona. Dinika miaraka @ i Andrianjakamahery Hervé, filohan'ny fikambanan'ny mpianatra Oniversite, sy @ i Ramanamiseta Johary Carol, Mpandrindra nasionaly ONDH (Loharano : KoloTv)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 3 MB - Durée: 4:03m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Miakatra ny rano eny ambany tanàna

2024-01-26

Tsy misy fihatsarana ny fiainan'ny mponina eny ambany tanàna rehefa fahavaratra. Miakatra ny rano, mitondra haretina isan-karazany. Hatreto aloha dia tsy mbola ahitana rafi-drasa isorohana izany.

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:48m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Tsy fahandriampahalemana vokatry ny jiro tapaka

2024-01-18

Tsy milamina ny eny Ankazomanga noho ny fahatapaha'ny jiro matetika. Miaina lavitry ny fahadriampahalemana ny mponina. (Loharano : KoloTv)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:28m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Tsy vahaolana ny Jiro Kapoaka

2023-12-23

Naresaka nandritry ny propagandy 2023 ny fizarana jiro eraky ny tanàna. Tsy vahaolana hialana @delestazy io hoy ny mpiara-monina. Nahazo anarana malaza ho Jiro Kapoaka. (Loharano : KoloTv)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:15m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Ny Malagasy sy ny kabary Rajoelina

2023-07-18

Hevitry ny Malagasy mikasika ny kabary nataon'i Andry Rajoelina. An'isan'izany ny fizakany zo-pirenena frantsay. Ahoana ny fahitan'ny eny an-dalambe ny kabary fanadiovan-tena nataony. (Loharano : KoloTv)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:48m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Profesora Ranjeva : ny fampianarana

2021-09-23

Manamariva ny Profesora Raymond Ranjeva fa zavadehibe ny fampianarana ny Malagasy. Ilaina io iatrehana ny sy hanatsarana ny hoavin'i Madagasikara (Loharano : Midi Madagasikara)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:49m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Profesora Ranjeva : ny toekarena malagasy

2021-08-31

Dinika ataon'i Profesora Raymond Ranjeva mikasika ny toekarena malagasy. Songadiny ahitana fanazavana mahatonga antsika raikitra anaty fahantrana na dia maro aza ireo harena eto @ firenentsika (Loharano : Midi Madagasikara)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:48m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Profesora Ranjeva manazava ny fahalementsika Malagasy

2021-07-29

Fanazavan'ny Ray aman-dreny, Profesora Raymon Ranjeva, ny fahalementsika Malagasy, izay antony voalohany manakana antsika hivoatra sy handroso. (Loharano : Midi Madagasikara)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:55m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Ny vaovao sy ny mpanao gazety

2021-06-14

Gazety, radio, fahitalavitra ary ankehitriny ny tambazotra sy ny vohikala... ireo fampitam-baovao isan-karazany dia manana toerana lehibe eo amin'ny fiarahamonina sy fahamasinana ny demokrasia. Ahoana ny momba ireo feto Madagasikara ?

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 6 MB - Durée: 3:07m (267 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Fiboahana sy fiantrekany @ adavan'andro

2021-05-22

Mbola mitohy ihany ny ady amin'ny valanaretina Covid-19. Miverina mihiboka indray ny firenena. Misy fiantrekany amin'ny fiainan'ny tsirairay izany.

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 8 MB - Durée: 4:18m (262 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Vakisiny Covid-19

2021-05-10

Tonga eto madagasikara ny vakisiny hiarovana amin'ny valanaretina covid-19.

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 3 MB - Durée: 1:57m (259 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Fisaorana malagasy

2021-01-11

Loharano : Kolo Tv 2021

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:46m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Fananana Iombonana

2021-01-05

Loharano : Kolo Tv 2021

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 3 MB - Durée: 3:29m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Tratry ny taona

2021-01-04

Loharano : Kolo Tv 2021

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:15m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Very ny kolontsaina malagasy

2020-12-19

Loharano : Kolo Tv 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 4 MB - Durée: 4:12m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Vahaolana @ Rano sy Jiro

2020-12-16

Loharano : Kolo Tv 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:49m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Mitombo ny lozam-pifamoivozana

2020-09-14

Mitombo ny lozam-pifamoivozana eto Madagasikara. Les accidents de la route à Madagascar sont en augmentation. (Kolo Tv 2020).

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 3 MB - Durée: 3:30m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Fisokafan'ny làlana aorian'ny fiboahana

2020-09-11

Fisokafan'ny làlana eto Madagasikara aorian'ny fiboahana. Réouverture des routes à Madagascar après le confinement. (Kolo Tv 2020)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 3 MB - Durée: 3:20m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Sazy @ Tapim-bava

2020-04-23

Loharano : Kolo TV

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:26m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Kolonely Ratsimandrava Tsy Miamboho Adidy

2020-04-22

Loharano : Tahiry 1975

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 3 MB - Durée: 3:12m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Kolonely Richard Ratsimandrava

2020-04-21

Loharano : Tahiry 1975

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:14m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Jeneraly Gabriel Ramanantsoa

2020-04-20

Loharano : Tahiry 1972

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:14m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Bekoto Covid-19

2020-04-15

Loharano : TVPlus 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:21m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Vahoaka Antanifotsy

2020-04-14

Loharano : TVPlus 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:15m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Dama Valimbabena

2020-04-10

Loharano : Dama Mahaolona 2018

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:25m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Dama Mpitondra Teny

2020-04-09

Loharano : Dama Mahaolona 2018

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:12m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Mpivarotra Vohipeno

2020-04-08

Loharano : PFB 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 2:03m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Vahoaka Alasora

2020-04-07

Loharano : TVPlus 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 2:02m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Zandary RN1

2020-04-06

Loharano : InfoCom SEG

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:59m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Fahaleovan-tena (Rado) atolotr'i Vahombey

2020-04-04

Loharano : Rado (Georges Andriamanantena) 1991

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:54m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Iny & Kisendrasendra (Rado)

2020-04-03

Loharano : Rado (Georges Andriamanantena) 1958 & 1965

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:47m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Etsy Matoria (Rado)

2020-04-02

Loharano : Rado (Georges Andriamanantena) 1969

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 3 MB - Durée: 3:16m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Andevony (Rado)

2020-04-01

Loharano : Rado (Georges Andriamanantena) 1969

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:50m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Paska Dizna Tohiny

2020-03-31

Loharano : i-BC TV 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:15m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Paska Dizna

2020-03-30

Loharano : i-BC TV 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 2:02m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Aro @ Tsimok'Aretina

2020-03-27

Loharano : i-BC TV 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 2:01m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Barea Caf

2020-03-26

Loharano : Real TV 2019

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:23m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Didier Ratsiraka

2020-03-25

Loharano : TVPlus 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:59m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Taxibe

2020-03-24

Loharano : TVPlus 2020

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:25m (128 kbps 44100 Hz)