Mba fantatrao ve ? - Ny Repoblika nifandimby teto Madagasikara - Tapany voalohany
2024-06-26
11:03 min
MP3 •
21 MB
Ny repoblika voalohany dia ny « Repoblika Malagasy » izay nanana ny teny filamatra : Fahafahana-Tanindrazana-Fandrosoana, nanomboka tamin' ny 14 Ôktôbra 1958 ka hatramin’ ny 30 Desambra 1975.
Ny repoblika voalohany dia ny « Repoblika Malagasy » izay nanana ny teny filamatra : Fahafahana-Tanindrazana-Fandrosoana, nanomboka tamin' ny 14 Ôktôbra 1958 ka hatramin’ ny 30 Desambra 1975. Ny lalàmpanorenana voalohany dia nanan-kery nanomboka ny 29 Avrily 1959. Ny nanambarana ny fahaleovan-tena kosa dia ny 26 Jona 1960
Ny lalàmpanorenana voalohany dia nametraka ny antenimirampirenena sy ny antenimierandoholona.
Informations techniques : 256 kbps • 44100 Hz