Akon'i Gasikara - Marina Lazainao Ramatoa Lalatiana
2017-02-11
1:39 min
MP3 •
1 MB
Tsy zoviana amintsika intsony i Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy, izay mpanohana mafana fo an’i Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Tsy zoviana amintsika ihany koa ny fiarovany ny vahoaka izay miharitra ny herisetran’ny fitondrana.
Tsy zoviana amintsika intsony i Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy, izay mpanohana mafana fo an’i Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Tsy zoviana amintsika ihany koa ny fiarovany ny vahoaka izay miharitra ny herisetran’ny fitondrana. Marina daholo ny fanambarany tamin’ny taona 2017. Indrisy anefa fa vao maika niharatsy ny fari-piainan’ny vahoaka amin’izao vanim-potoana 2025 izao. Zontsika ny manontany raha mbola mitana ny teniny izy ? Sa efa voadion'ny fitondrana sy ny fahefana ny masony ka tsy mahita intsony ny mianjady @ vahoaka, ka nivadika ihany koa ny lelany ?
Informations techniques : 128 kbps • 44100 Hz