Podcasts sur Madagascar proposés par la webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.
Fambolen-kazo nataon’ny MMM : hetsika tontolo iainana sa misy hafatra politika ao ambadik’izany ? Fanadihadiana sy famakafakana.
Amin’ity fandaharana ity, Soa i Madagasikara dia mijery akaiky ny hetsika fambolen-kazo nataon’ny antoko Malagasy Miara Miainga (MMM), notarihin’i Andriamatoa Hajo Andrianainarivelo, >Filoha nasionaly ny Antoko.
Fa ankoatra ny lafiny tontolo iainana, misy hafatra politika nozarainy tamin'nizany : ny tena zava-nitranga, ny hafatra sy kabary natao
ny tanjona mety ho kendrena, ary ny toerana misy ny MMM eo amin’ny politika malagasy amin’izao Fanavaozana izao.
Loharano : Kolo Tv
Soa i Madagasikara Radio utilise des cookies nécessaires au bon fonctionnement du site et, avec votre accord,
des cookies de mesure d'audience pour comprendre la navigation et améliorer nos contenus. Vous pouvez accepter,
refuser ou personnaliser vos choix à tout moment.