Ny Fahasalamana

La webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.

RSS iTunes

Ny Fahasalamana #04 - Covid19 sy ny sohika ary ny traotraoka

2020-05-09

Fandaharana atolotr'i Dr Zo RAKOTONIAINA

Mitohy ihany ny fandaharana manokana atolotr'i #DrZoRakotoniaina momba ny valan'aretina #Covid19. @ ity laharana faha-efatra ity dia hiresaka ny aretina #sohika sy #traotraoka isika. Inona no tokony ataon'ny marary voan'ireo aretina ireo, @ izao fotona fiparitahan'ny valan'aretina izao.

Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 14 MB - Durée: 7:48m (256 kbps 44100 Hz)