Ny Fahasalamana

La webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.

RSS iTunes

Ny Fahasalamana #06 - Dengue

2020-05-23

Fandaharana atolotr'i Dr Zo RAKOTONIAINA

Na dia mibahana eo @ fiaraha-monina aza ny tsimok'aretina Covid19, dia tokony tsy ho adinontsika fa mamely ihany koa ny Dengue eto an-tanindrazana.

Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 22 MB - Durée: 11:53m (256 kbps 44100 Hz)