Soa i Madagasikara

La webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.

RSS iTunes

Akon'i Gasikara - Ny vaovao sy ny mpanao gazety

2021-06-14
Gazety, radio, fahitalavitra ary ankehitriny ny tambazotra sy ny vohikala... ireo fampitam-baovao isan-karazany dia manana toerana lehibe eo amin'ny fiarahamonina sy fahamasinana ny demokrasia. Ahoana ny momba ireo feto Madagasikara ?
Plus Télécharger
Filetype: MP3 - Size: 6 MB - Duration: 3:07m (267 kbps 44100 Hz)

Akon'i Gasikara - Fiboahana sy fiantrekany @ adavan'andro

2021-05-22
Mbola mitohy ihany ny ady amin'ny valanaretina Covid-19. Miverina mihiboka indray ny firenena. Misy fiantrekany amin'ny fiainan'ny tsirairay izany.
Plus Télécharger
Filetype: MP3 - Size: 8 MB - Duration: 4:18m (262 kbps 44100 Hz)

Akon'i Gasikara - Vakisiny Covid-19

2021-05-10
Tonga eto madagasikara ny vakisiny hiarovana amin'ny valanaretina covid-19.
Plus Télécharger
Filetype: MP3 - Size: 3 MB - Duration: 1:57m (259 kbps 44100 Hz)

Ny Fahasalamana #10 - Fiovan'ny valanaretina Covid-19

2021-01-11
Fandaharana atolotr'i Dr Zo RAKOTONIAINA
Plus Télécharger
Filetype: MP3 - Size: 13 MB - Duration: 7:15m (256 kbps 44100 Hz)

© 2023 SOA I MADAGASIKARA