Podcasts

Soa i Madagasikara

Podcasts sur Madagascar proposés par la webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.

Soa i Madagasikara
Soa i Madagasikara
Tous nos podcasts en un seul flux

Nos émissions

Akon'i Gasikara - Herisetran'ny mpitandro filaminana
Akon'i Gasikara - Herisetran'ny mpitandro filaminana

2024-02-21

Herisetran'ny mpitandro filaminana sy fanitsakitsahana ny zon'olombelona. Dinika miaraka @ i Andrianjakamahery Hervé, filohan'ny fikambanan'ny mpianatra Oniversite, sy @ i Ramanamiseta Johary Carol, Mpandrindra nasionaly ONDH (Loharano : KoloTv)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 3 MB - Durée: 4:03m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Miakatra ny rano eny ambany tanàna
Akon'i Gasikara - Miakatra ny rano eny ambany tanàna

2024-01-26

Tsy misy fihatsarana ny fiainan'ny mponina eny ambany tanàna rehefa fahavaratra. Miakatra ny rano, mitondra haretina isan-karazany. Hatreto aloha dia tsy mbola ahitana rafi-drasa isorohana izany.

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:48m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Tsy fahandriampahalemana vokatry ny jiro tapaka
Akon'i Gasikara - Tsy fahandriampahalemana vokatry ny jiro tapaka

2024-01-18

Tsy milamina ny eny Ankazomanga noho ny fahatapaha'ny jiro matetika. Miaina lavitry ny fahadriampahalemana ny mponina. (Loharano : KoloTv)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:28m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Tsy vahaolana ny Jiro Kapoaka
Akon'i Gasikara - Tsy vahaolana ny Jiro Kapoaka

2023-12-23

Naresaka nandritry ny propagandy 2023 ny fizarana jiro eraky ny tanàna. Tsy vahaolana hialana @delestazy io hoy ny mpiara-monina. Nahazo anarana malaza ho Jiro Kapoaka. (Loharano : KoloTv)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:15m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Ny Malagasy sy ny kabary Rajoelina
Akon'i Gasikara - Ny Malagasy sy ny kabary Rajoelina

2023-07-18

Hevitry ny Malagasy mikasika ny kabary nataon'i Andry Rajoelina. An'isan'izany ny fizakany zo-pirenena frantsay. Ahoana ny fahitan'ny eny an-dalambe ny kabary fanadiovan-tena nataony. (Loharano : KoloTv)

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 2 MB - Durée: 2:48m (128 kbps 44100 Hz)
Akon'i Gasikara - Profesora James Ratsima mametraka fnontaniana
Akon'i Gasikara - Profesora James Ratsima mametraka fnontaniana

2022-06-30

Amin’izao vanim-potoana manahirana ny firenena izao dia mametraka fanontaniana vitsivitsy ny Profesora James Ratsima, izay miandry valiny avy amin’ny fitondrana.

Plus Télécharger
Type de fichier: MP3 - Taille: 1 MB - Durée: 1:17m (128 kbps 44100 Hz)